2 Tantara 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nankeo amin’ny mpanjaka izy, ary hoy ny mpanjaka taminy: “Handeha hiady amin’i Ramota-gileada ve izahay, ry Mikaia, sa tsy handeha?” Avy hatrany dia hoy i Mikaia: “Miakara, ary mahazoa fandresena, fa hatolotra eo an-tananareo izy ireo.”+
14 Dia nankeo amin’ny mpanjaka izy, ary hoy ny mpanjaka taminy: “Handeha hiady amin’i Ramota-gileada ve izahay, ry Mikaia, sa tsy handeha?” Avy hatrany dia hoy i Mikaia: “Miakara, ary mahazoa fandresena, fa hatolotra eo an-tananareo izy ireo.”+