Ohabolana 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny zavatra atahoran’ny ratsy fanahy mihitsy no hanjo azy,+ fa ho tanteraka kosa ny fanirian’ny marina.+ Zakaria 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miresaka momba ny herin’ny maizina ny terafima.+ Ary ny mpisikidy kosa mahita fahitana tsy marina,+ miresaka nofy tsy misy dikany, ary miezaka hampionona nefa very maina fotsiny izany.+ Izany no mahatonga ny olona hirenireny toy ny ondry.+ Ho ory izy ireo, satria tsy misy mpiandry.+ Zakaria 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ry sabatra ô, mifohaza hamely ny mpiandry ondriko,+ dia ilay lehilahy tomady mpiara-miasa amiko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.+ Ary hasehoko ny fankasitrahako an’ireo tsinontsinona ireo.”+ Matio 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo.
24 Ny zavatra atahoran’ny ratsy fanahy mihitsy no hanjo azy,+ fa ho tanteraka kosa ny fanirian’ny marina.+
2 Miresaka momba ny herin’ny maizina ny terafima.+ Ary ny mpisikidy kosa mahita fahitana tsy marina,+ miresaka nofy tsy misy dikany, ary miezaka hampionona nefa very maina fotsiny izany.+ Izany no mahatonga ny olona hirenireny toy ny ondry.+ Ho ory izy ireo, satria tsy misy mpiandry.+
7 “Ry sabatra ô, mifohaza hamely ny mpiandry ondriko,+ dia ilay lehilahy tomady mpiara-miasa amiko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.+ Ary hasehoko ny fankasitrahako an’ireo tsinontsinona ireo.”+
36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo.