2 Tantara 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Jehovah: ‘Iza no hamitaka an’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, mba hiakarany any Ramota-gileada ka hahalavo azy any?’ Dia nisy resaka nifanaovana, ka niteny toy izao ny anankiray, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.+
19 Dia hoy i Jehovah: ‘Iza no hamitaka an’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, mba hiakarany any Ramota-gileada ka hahalavo azy any?’ Dia nisy resaka nifanaovana, ka niteny toy izao ny anankiray, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.+