2 Tesalonianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa navelan’Andriamanitra hankany amin’izy ireo àry ny asan’ny fahadisoana, mba hinoany lainga.+ 1 Jaona 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry malala, aza mino izay fanambarana rehetra avy amin’ny fanahy,+ fa fantaro aloha raha avy amin’ny fanahin’Andriamanitra+ ireny fanambarana ireny na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa eo amin’izao tontolo izao.+
4 Ry malala, aza mino izay fanambarana rehetra avy amin’ny fanahy,+ fa fantaro aloha raha avy amin’ny fanahin’Andriamanitra+ ireny fanambarana ireny na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa eo amin’izao tontolo izao.+