Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.” Salamo 91:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+ Salamo 130:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 130 Tao anatin’ny fahoriana lalina no niantsoako anao, Jehovah ô!+
15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+