2 Tantara 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary raha vao hitan’ireo lehiben’ny kalesy fa tsy ny mpanjakan’ny Israely izy, dia niverina avy hatrany ireo ka tsy nanaraka azy intsony.+
32 Ary raha vao hitan’ireo lehiben’ny kalesy fa tsy ny mpanjakan’ny Israely izy, dia niverina avy hatrany ireo ka tsy nanaraka azy intsony.+