1 Tantara 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary i Solomona niteraka an’i Rehoboama;+ Rehoboama niteraka an’i Abia;+ Abia niteraka an’i Asa;+ Asa niteraka an’i Josafata;+ 2 Tantara 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanjaka nandimby an’i Asa i Josafata+ zanany, ka nanamafy orina ny toerany teo amin’ny Israely. 2 Tantara 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nanjaka teo amin’ny Joda i Josafata.+ Dimy amby telopolo taona izy tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba,+ zanak’i Sily. Matio 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Asa niteraka an’i Josafata;+Josafata niteraka an’i Jorama;+Jorama niteraka an’i Ozia;
10 Ary i Solomona niteraka an’i Rehoboama;+ Rehoboama niteraka an’i Abia;+ Abia niteraka an’i Asa;+ Asa niteraka an’i Josafata;+
17 Ary nanjaka nandimby an’i Asa i Josafata+ zanany, ka nanamafy orina ny toerany teo amin’ny Israely.
31 Ary nanjaka teo amin’ny Joda i Josafata.+ Dimy amby telopolo taona izy tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba,+ zanak’i Sily.