FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah i Asa, sahala amin’i Davida razambeny.+

  • 2 Tantara 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nanao izay tsara sy mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny i Asa,

  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy sarotra aminao ny manampy ny olona, na maro izy, na tsy manan-kery.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa ianao no ianteheranay,+ ary amin’ny anaranao+ no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io. Jehovah ô, ianao no Andriamanitray!+ Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

  • 2 Tantara 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha vao ren’i Asa izany teny izany sy ny faminanian’i Odeda+ mpaminany, dia nisikina herim-po izy ka nanafoana ny zava-maharikoriko+ nanerana ny tanin’i Joda sy Benjamina, sy tany amin’ireo tanàna nobaboiny tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Nohavaoziny koa ilay alitaran’i Jehovah teo anoloan’ny tilikambo fidirana ao amin’ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nomba an’i Josafata foana i Jehovah,+ satria nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny+ izy. Tsy nitady an’ireo Bala mantsy izy,+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara