FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny lehilahy toy ny fanaovana firaisana amin’ny vehivavy, dia samy nanao zava-maharikoriko izy roa lahy,+ ka tsy maintsy vonoina ho faty. Izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.

  • Romanina 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Torak’izany koa fa na ny lehilahy aza namela ny fanao voajanahary amin’ny vehivavy,+ ary nanjary narehitry ny filana mafy dia mafy hanao zava-betaveta+ teo amin’izy samy lehilahy,+ ka nandray tao amin’ny tenany ny valin’izany rehetra izany,+ dia valiny sahaza azy noho ny fahadisoany.+

  • 1 Korintianina 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy fantatrareo angaha fa tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra ny olona tsy marina?+ Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Fa na mpijangajanga,+ na mpanompo sampy,+ na mpanitsakitsa-bady,+ na lehilahy manaiky hanaovan-dehilahy firaisana,+ na lehilahy miray amin’ny lehilahy,+

  • 1 Timoty 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 mpijangajanga,+ lehilahy miray amin’ny lehilahy, mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,+ ary ny zavatra rehetra mifanohitra+ amin’ny fampianarana mahasoa.+

  • Joda 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Toy izany koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna teny akaikiny,+ izay samy nanaram-po tamin’ny fijangajangana toy ireo anjely ireo koa, ka nanaraka ny filan’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Aseho ho anatra+ ho antsika ireo tanàna ireo, rehefa notsaraina ka nosazina tamin’ny afo maharitra mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara