Genesisy 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary izao no tantaran’i Esao, izany hoe Edoma:+ Genesisy 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary izao no tantaran’i Esao rain’ny Edomita, tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira:+