1 Tantara 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra. 2 Tantara 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Davida raiko,+ ary ianao no nanao ahy ho mpanjaka nandimby azy.+
23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra.
8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Davida raiko,+ ary ianao no nanao ahy ho mpanjaka nandimby azy.+