FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ary natsingerin’Andriamanitra teo an-dohan’ny lehilahy tao Sekema ny ratsy rehetra nataony,+ mba ho tanteraka tamin’izy ireo ilay ozona+ nambaran’i Jotama,+ zanak’i Jerobala.+

  • Salamo 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+

      Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+

  • Salamo 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+

      Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+

      Higaiona. Sela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara