1 Mpanjaka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza avela tsy ho voasazy anefa izy.+ Lehilahy hendry+ mantsy ianao, ka fantatrao tsara izay tokony hataonao aminy. Ary amin’ny fandatsahan-dra no hampidinanao ny volofotsiny+ any amin’ny Fasana.”*+ 1 Mpanjaka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+ 1 Mpanjaka 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niakatra i Benaia zanak’i Joiada+ ka namely an’i Joaba, ary namono azy ho faty.+ Ary nalevina tany amin’izay nisy ny tranony tany an-tany efitra izy.
9 Aza avela tsy ho voasazy anefa izy.+ Lehilahy hendry+ mantsy ianao, ka fantatrao tsara izay tokony hataonao aminy. Ary amin’ny fandatsahan-dra no hampidinanao ny volofotsiny+ any amin’ny Fasana.”*+
25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+
34 Dia niakatra i Benaia zanak’i Joiada+ ka namely an’i Joaba, ary namono azy ho faty.+ Ary nalevina tany amin’izay nisy ny tranony tany an-tany efitra izy.