2 Tantara 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+ Salamo 72:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Andriamanitra ô, ampahafantaro ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,+Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao.+ Salamo 119:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ataovy azoko tsara izany, mba hanarahako ny lalànao+Sy hitandremako azy amin’ny foko manontolo.+
10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+
72 Andriamanitra ô, ampahafantaro ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,+Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao.+