5 Koa hoy i Saray tamin’i Abrama: “Ho tompon’andraikitra amin’izao fahavoazako izao anie ianao! Izaho mihitsy no nanome ny mpanompovaviko ho eo an-tratranao, nefa rehefa fantany fa bevohoka izy, dia nataony tsinontsinona aho. I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!”+