Mpitoriteny 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana, sy misotro, ary mifaly noho ny asa mafy ataony.+ Hitako koa fa avy amin’Andriamanitra* izany.+ Mpitoriteny 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+
24 Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana, sy misotro, ary mifaly noho ny asa mafy ataony.+ Hitako koa fa avy amin’Andriamanitra* izany.+
7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+