1 Mpanjaka 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro mandry feizay eo anivon’ny fahavaloko rehetra manodidina anefa aho ankehitriny,+ ka sady tsy misy mpanohitra no tsy misy loza mitranga.+ 1 Tantara 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hisy zazalahy+ haterakao, ary ho tia fihavanana izy. Hataoko mandry feizay izy eo anivon’ny fahavalo rehetra manodidina azy,+ satria Solomona*+ no ho anarany. Ary hataoko miadana+ sy milamina ny Israely amin’ny androny. Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia hiroborobo ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana raha mbola misy koa ny volana.+
4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro mandry feizay eo anivon’ny fahavaloko rehetra manodidina anefa aho ankehitriny,+ ka sady tsy misy mpanohitra no tsy misy loza mitranga.+
9 Hisy zazalahy+ haterakao, ary ho tia fihavanana izy. Hataoko mandry feizay izy eo anivon’ny fahavalo rehetra manodidina azy,+ satria Solomona*+ no ho anarany. Ary hataoko miadana+ sy milamina ny Israely amin’ny androny.
7 Amin’ny andro anjakany, dia hiroborobo ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana raha mbola misy koa ny volana.+