1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nanan-karena+ sy hendry noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany i Solomona+ Mpanjaka. 2 Tantara 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+ Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+
10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+