Lioka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny+ atsimo ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho+ i Solomona anefa eto. Kolosianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+
31 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny+ atsimo ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho+ i Solomona anefa eto.
3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+