FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 fa fanomezana kosa no nomeny an’ireo zanany lahy hafa nateraky ny vadikeliny.+ Koa dieny mbola velona izy, dia nasainy niala teo amin’i Isaka zanany ireo,+ ho any amin’ny tany Atsinanana.+

  • Joba 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.

  • Matio 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’ny nahaterahan’i Jesosy tao Betlehema+ any Jodia, tamin’ny andron’i Heroda+ Mpanjaka, dia nisy mpanandro+ avy any atsinanana tonga tao Jerosalema,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara