Isaia 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Hadalana ny torohevitra omen’ny olon-kendry+ mpanolo-tsain’i Farao. Koa ahoana no hilazanareo amin’i Farao hoe: “Zanaky ny olon-kendry aho sady taranaky ny mpanjaka fahiny”? Asan’ny Apostoly 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ka nampianarina ny fahendrena+ rehetra nananan’ny Ejipsianina. Ary nahery tamin’ny teniny+ sy ny nataony izy.
11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Hadalana ny torohevitra omen’ny olon-kendry+ mpanolo-tsain’i Farao. Koa ahoana no hilazanareo amin’i Farao hoe: “Zanaky ny olon-kendry aho sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?
22 ka nampianarina ny fahendrena+ rehetra nananan’ny Ejipsianina. Ary nahery tamin’ny teniny+ sy ny nataony izy.