FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nandefa iraka tany amin’i Hirama+ mpanjakan’i Tyro i Solomona, ka nanao hoe: “Efa nifampiraharaha tamin’i Davida+ raiko ianao, ka nandefa hazo sedera hanorenany trano hipetrahana.

  • 2 Tantara 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy koa i Hirama: “Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ ilay nanao ny lanitra sy ny tany,+ noho ny nanomezany an’i Davida Mpanjaka, zanaka hendry sy malina ary mahira-tsaina,+ izay hanao trano ho an’i Jehovah sy trano ho an’ny fanjakany!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara