2 Tantara 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Hirama mpanjakan’i Tyro+ tao amin’ny taratasy nalefany ho an’i Solomona: “Tian’i Jehovah+ ny vahoakany, ka nataony mpanjakan’izy ireo ianao.”+
11 Dia hoy i Hirama mpanjakan’i Tyro+ tao amin’ny taratasy nalefany ho an’i Solomona: “Tian’i Jehovah+ ny vahoakany, ka nataony mpanjakan’izy ireo ianao.”+