FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ireo rehetra ireo dia natao tamin’ny vato lafo vidy,+ izay manara-drefy sy voapaika ary voatsofa tamin’ny tsofam-bato, na ny atiny na ny ivelany. Vato toy izany no nampiasaina, manomboka amin’ny fototra ka hatramin’ny tampon’ny rindrina, ary toy izany koa ny ivelany, hatramin’ilay tokotany lehibe.+

  • 1 Tantara 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nasain’i Davida novorina ny vahiny+ nonina teo amin’ny tanin’ny Israely, ka notendreny ho mpipai-bato+ mba hanao vato efajoro+ hanorenana ny tranon’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara