9 Ary nanao sorona+ i Adonia ka namono ondry sy omby ary biby nohatavezina, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, teo anilan’i En-rogela.+ Koa nasainy daholo ny rahalahiny zanaky ny mpanjaka,+ sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka.