1 Mpanjaka 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nanorina paosin-trano manodidina an’ilay trano izy, ka nataony niankina tamin’ny rindrina manodidina ny tempoly sy ny efitra anatiny indrindra+ izany. Ary nasiany efitrefitra+ ilay paosin-trano. Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa tao ambadik’ilay ridao+ faharoa kosa no nisy ilay efitra nantsoina hoe “ny Masina Indrindra.”+
5 Ary nanorina paosin-trano manodidina an’ilay trano izy, ka nataony niankina tamin’ny rindrina manodidina ny tempoly sy ny efitra anatiny indrindra+ izany. Ary nasiany efitrefitra+ ilay paosin-trano.