Mpitoriteny 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanao asa lehibe maro ho ahy aho:+ Nanorina trano+ maro, nanao tanimboaloboka+ betsaka, Mpitoriteny 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 nanao zaridaina sy saha,+ namboly hazo fihinam-boa isan-karazany tao,