1 Mpanjaka 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama, nanao hoe: “Efa reko izay nambaran’ny iraka nalefanao tatỳ amiko. Koa hataoko izay rehetra mahafinaritra anao ka homeko anao ny hazo sedera sy zenevrie+ tadiavinao.
8 Koa nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama, nanao hoe: “Efa reko izay nambaran’ny iraka nalefanao tatỳ amiko. Koa hataoko izay rehetra mahafinaritra anao ka homeko anao ny hazo sedera sy zenevrie+ tadiavinao.