16 Asio varavarankely ilay sambofiara. Vitao hatreny amin’ny iray hakiho tsy hipaka amin’ny tafo ilay sambofiara, ary ataovy eo amin’ny lafiny iray ny varavarany.+ Asio rihana ilay sambofiara: Ny farany ambany sy ny rihana voalohany ary ny rihana faharoa.