1 Mpanjaka 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Adonia: “Mba mitenena re, azafady, amin’i Solomona Mpanjaka fa tsy handa anao izy e! Mba asaivo homeny ho vadiko i Abisaga+ Sonemita.”+ 1 Mpanjaka 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+
17 Dia hoy i Adonia: “Mba mitenena re, azafady, amin’i Solomona Mpanjaka fa tsy handa anao izy e! Mba asaivo homeny ho vadiko i Abisaga+ Sonemita.”+
22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+