FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Sary sokitra voatango+ sy felam-boninkazo+ natohitohy no nandravahana an’ireo hazo sedera teo amin’ilay aty trano. Hazo sedera daholo izy manontolo. Ary tsy nisy vato tazana.

  • 2 Mpanjaka 4:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Koa nisy anankiray nankany an-tsaha mba hitsongo anana atao hoe fiandrilavenona,+ ka nahita zavamaniry mandady. Dia nioty voantangomboalavo teo amin’io izy, ka nahangona eran’ny akanjony. Ary nony tonga izy, dia notetitetehiny ilay izy, ka narotsany tao anatin’ilay vilanin-dasopy, fa tsy fantatr’izy ireo hoe inona ilay izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara