2 Tantara 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nipetraka teo ambonin’ny omby roa ambin’ny folo ilay izy,+ ka omby telo nitodika nianavaratra, telo niankandrefana, telo nianatsimo, ary telo niantsinanana. Ilay ranomasina dia teo ambonin’ireo omby ireo, ary nifampiamboho izy rehetra.+
4 Nipetraka teo ambonin’ny omby roa ambin’ny folo ilay izy,+ ka omby telo nitodika nianavaratra, telo niankandrefana, telo nianatsimo, ary telo niantsinanana. Ilay ranomasina dia teo ambonin’ireo omby ireo, ary nifampiamboho izy rehetra.+