1 Mpanjaka 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sary sokitra voatango+ sy felam-boninkazo+ natohitohy no nandravahana an’ireo hazo sedera teo amin’ilay aty trano. Hazo sedera daholo izy manontolo. Ary tsy nisy vato tazana. 1 Mpanjaka 6:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nasiany sary sokitra izany, dia sarina kerobima sy hazo palmie ary felam-boninkazo. Nopetahany takela-bolamena ireo sary ireo.+
18 Sary sokitra voatango+ sy felam-boninkazo+ natohitohy no nandravahana an’ireo hazo sedera teo amin’ilay aty trano. Hazo sedera daholo izy manontolo. Ary tsy nisy vato tazana.
35 Ary nasiany sary sokitra izany, dia sarina kerobima sy hazo palmie ary felam-boninkazo. Nopetahany takela-bolamena ireo sary ireo.+