FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Sahala amin’izao ny tarehin’izy ireo: Samy nanana tarehin’olona+ izy efatra, ary tarehin-diona+ no teo ankavanana,+ ary samy nanana tarehin’omby+ izy efatra teo ankavia.+ Samy nanana tarehim-boromahery+ koa izy efatra.

  • Apokalypsy 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ny zavamananaina voalohany dia tahaka ny liona,+ ary ny zavamananaina faharoa dia tahaka ny vantotr’ombilahy,+ ary ny zavamananaina fahatelo+ dia nanan-tarehy toy ny an’ny olona, ary ny zavamananaina fahefatra+ dia tahaka ny voromahery+ manidina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara