FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+

  • 1 Mpanjaka 7:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Teo amin’ny Faritr’i Jordana+ no nandrendrehan’ny mpanjaka azy ireo, tao anaty lasitra tanimanga, teo anelanelan’i Sokota+ sy Zaretana.+

  • 2 Tantara 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nisy haingony miendrika voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy, ka voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay ranomasina.+ Roa andalana ilay haingony miendrika voatango sady niara-narendrika tamin’ilay ranomasina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara