18 “Manaova kovetabe varahina fisasana,+ ka asio tongony varahina. Ary apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara izany, ka asio rano ao anatiny.+
10 Fa momba ny hanina+ sy ny zava-pisotro+ ary ny fandrobohana+ samihafa fotsiny ny fanomezana sy ny sorona. Ny lalàna no nitaky ireny zavatra momba ny nofo ireny,+ ary tsy maintsy notandremana ireny mandra-pahatongan’ny fotoam-panitsiana voatondro.+