2 Tantara 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanao koveta folo hisasana+ koa izy, ka nataony teo ankavanana ny dimy, ary teo ankavia ny dimy.+ Ao amin’ireo no hanasana izay ampiasaina amin’ny fanatitra dorana,+ fa ilay ranomasina kosa natao hisasan’ny mpisorona.+
6 Nanao koveta folo hisasana+ koa izy, ka nataony teo ankavanana ny dimy, ary teo ankavia ny dimy.+ Ao amin’ireo no hanasana izay ampiasaina amin’ny fanatitra dorana,+ fa ilay ranomasina kosa natao hisasan’ny mpisorona.+