1 Mpanjaka 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+
15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+