1 Mpanjaka 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sary sokitra voatango+ sy felam-boninkazo+ natohitohy no nandravahana an’ireo hazo sedera teo amin’ilay aty trano. Hazo sedera daholo izy manontolo. Ary tsy nisy vato tazana.
18 Sary sokitra voatango+ sy felam-boninkazo+ natohitohy no nandravahana an’ireo hazo sedera teo amin’ilay aty trano. Hazo sedera daholo izy manontolo. Ary tsy nisy vato tazana.