1 Mpanjaka 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary teo amin’ny fidirana mankao amin’ny efitra anatiny indrindra dia nasiany varavarana+ roa vita tamin’ny hazo mitera-menaka:+ Ny andry eo amin’ny andaniny roa, sy ny tolàna, ary ny ampahadiminy.
31 Ary teo amin’ny fidirana mankao amin’ny efitra anatiny indrindra dia nasiany varavarana+ roa vita tamin’ny hazo mitera-menaka:+ Ny andry eo amin’ny andaniny roa, sy ny tolàna, ary ny ampahadiminy.