35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nitoetra teo ambonin’izy io ny rahona,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranolay.+
4 Dia nentiny nankany amin’ny vavahady avaratra aho ho eo anoloan’ilay Trano mba hahitako, ka io fa feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranon’i Jehovah.+ Koa niankohoka aho.+