FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa tsy nipetraka tao anaty trano aho, hatramin’ny andro nitondrako ny zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta ka mandraka androany.+ Tao anaty tranolay+ foana no nisy ahy tamin’ireny nandehandeha+ ireny.

  • 2 Tantara 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Hatramin’ny andro nitondrako ny oloko nivoaka avy tany Ejipta, dia mbola tsy nisy tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, mba hanaovana trano hitoeran’ny anarako.+ Ary tsy mba nifidy olona ho mpitarika ny Israely oloko aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara