Salamo 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Enga anie ny tenin’ny vavako sy izay saintsainiko ato am-poko+Ka hankasitrahanao Jehovah ô, ry Vatolampiko+ sy Mpanavotra+ ahy! Salamo 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Apetrako eo am-pelatananao ny aiko.*+Nanavotra ahy ianao,+ ry Jehovah Andriamanitry ny fahamarinana ô!+ Salamo 103:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+
14 Enga anie ny tenin’ny vavako sy izay saintsainiko ato am-poko+Ka hankasitrahanao Jehovah ô, ry Vatolampiko+ sy Mpanavotra+ ahy!
5 Apetrako eo am-pelatananao ny aiko.*+Nanavotra ahy ianao,+ ry Jehovah Andriamanitry ny fahamarinana ô!+
4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+