2 Samoela 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona+ koa i Jehovah izay nanavotra+ ny aiko+ ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra,+ 2 Korintianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona+ koa i Jehovah izay nanavotra+ ny aiko+ ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra,+
10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+