FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely:+ ‘Efa reko+ ilay vavakao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.

  • Ezra 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tamin’ny fotoanan’ny fanatitra varimbazaha+ amin’ny takariva, dia nitsangana aho rehefa avy nampietry ny tenako toy izany, ary mbola teny amiko ireo akanjoko anatiny sy ivelany rovitra. Dia nandohalika+ aho ka namelatra ny tanako ho amin’i Jehovah Andriamanitro.+

  • Daniela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara