2 Tantara 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo, ka miverina aminao sy mitalaho famindram-po aminao any amin’ilay tany nitondrana azy ho babo,+ ary manao hoe: ‘Efa nanota+ sy diso+ izahay ary nanao ratsy’,+
37 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo, ka miverina aminao sy mitalaho famindram-po aminao any amin’ilay tany nitondrana azy ho babo,+ ary manao hoe: ‘Efa nanota+ sy diso+ izahay ary nanao ratsy’,+