39 dia henoy any an-danitra, any amin’ny fonenanao,+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po,+ ka omeo rariny+ izy ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota taminao.
15 Mitazàna avy any an-danitra,+ ary mijere avy eny amin’ny fonenanao avo izay sady masina no tsara tarehy.+ Aiza ny zotom-ponao+ sy ny herinao manontolo? Tsy mba mangotikotika ve ny ao anatinao ao?+ Aiza ny famindram-ponao?+ Nosakananao tsy ho tonga aminay ireny.+
24 Fa tsy toerana masina nataon-tanana,+ izay tahaka an’ilay tena izy,+ no nidiran’i Kristy, fa ny lanitra mihitsy,+ mba hisehoany ankehitriny eo anatrehan’Andriamanitra ho antsika.+