Genesisy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+ Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ 2 Mpanjaka 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô,+ vonjeo eo an-tanany izahay,+ mba ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany fa ianao irery ihany no Andriamanitra, Jehovah ô!”+
14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+
3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
19 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô,+ vonjeo eo an-tanany izahay,+ mba ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany fa ianao irery ihany no Andriamanitra, Jehovah ô!”+