Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!
19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!