2 Tantara 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+
21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+